Charlies Gabriella

Ary raha manomboka ao anatinao ny fiovana manaraka eo amin'ny fiainanao?

Expérience roa. Transformation roa.
Version vaovao an'ny tenanao.

Charlies Gabriella dans sa vidéo Feminine energy Feminine energy
Safidio ny transformation-nao ↓

Fantaro hoe iza amin'izy roa no tena ilainao amin'izao fotoana izao.

Voie 1 · Boky pratique

Miracle mon Ami

Ianaro ny manova ny état intérieur-nao mba hahafahanao mi-manifester amin'ny fomba mandaitra.

Le livre Miracle mon Ami — couverture noire et dorée

Boky pratique sy mahery vaika, 53 pages monja, natao hampianarana anao handanjalanja ny ao anatinao sy hampiasa ny cohérence cardiaque amin'ny manifestation.

Ao anatiny dia hianatra ianao :

53 pages · tsy misy blabla

Pratiques tsotra nefa azonao ampiharina avy hatrany.

100 000 ArEbook azo raisina avy hatrany
Tiako Miracle mon Ami →

Résultats

Izao no efa nisontomin'izy ireo

Maro ireo vehivavy namaky ny boky no nizara tamiko ny zavatra efa niseho teo amin'ny fiainany rehefa nampihatra ireo pratiques tao amin'ny boky izy ireo :

💰 Vola 📱 Téléphone / iPhone ❤️ Fiovana amin'ny fitiavana ✨ Opportunités vaovao 🎁 Résultats tsy nampoizina

Misy aza nilaza tamiko fa nahazo vola mihoatra imbetsaka noho ny vola naloany tamin'ilay boky.

Fa aza mino ny teniko fotsiny. Jereo ny messages-n'izy ireo ↓

Tsara kosa aloha le boky e ! Mihoatra lavitra ny vidiny ny valeur ao anatiny, ary tena vaovao amiko mihitsy ilay fampianarana !

Ilay « cohérence cardiaque » no efa nataoko tamin'ny maraina. Tonga dia mahatsapa fitoniana be aho rehefa nanao azy !

Capture WhatsApp : le contenu vaut bien plus que le prix du livre
Tena niova be ny fiainako taorian'ilay travail intérieur niaraka tamin'ny boky Miracle mon Ami.

Nahafahako nahita mazava kokoa ny tenako sy nanova ny fomba fijeriko ny fiainana. Mbola eo am-pandrosoana hatrany aho, saingy efa hita sy tsapa be ny fiovana.

Capture WhatsApp : sa vie a beaucoup changé après le travail intérieur

Expériences personnelles ireo témoignages ireo. Mety tsy hitovy ny résultat azon'ny olona tsirairay.

Hanomboka amin'ny Miracle mon Ami aho →

Voie 2 · Parcours complet

Feminine Secret

Ary raha tsy mila mihazakazaka manenjika izay irinao intsony ianao… fa mianatra ny ho magnétique ?

Charlies Gabriella tenant le livre Feminine Secret

Feminine Secret dia parcours arahinao étape par étape raha te hanova ny identité-nao, hanasitrana ny fonao ary hampiakatra ny magnétisme-nao ianao.

Tsy hoe mahafantatra fotsiny.
Fa lasa io vehivavy io mihitsy.

1

Mandray fanapahan-kevitra

Manapa-kevitra fa tsy ho ilay vehivavy manaiky zavatra latsaky ny tena iriny intsony ianao.

2

Manasitrana ny fonao

Manomboka mamela ireo zavatra mbola manakana anao tsy handray tanteraka.

3

Calibrer ny identité-nao

Manova ny fomba fijerinao ny tenanao sy misafidy hoe vehivavy manao ahoana no tianao hahatongavana.

4

Activer ny magnétisme-nao

Mianatra mampiasa ny énergie féminine-nao mba hampitomboana ny magnétisme-nao.

Ny tanjona ?

127 000 ArParcours feno
Te hampiakatra ny magnétisme-ko aho →

Résultats

Izao ny fihovan'izy ireo

Rehefa nampihatra ny Feminine Secret, maro ireo vehivavy no nizara tamiko ny fiovana hitany teo amin'ny confiance en soi-ny, ny relation-ny ary ny fomba handraisany zavatra.

❤️ Rencontre amoureuse vaovao 💰 Vola bebe kokoa 🎁 Cadeaux bebe kokoa ✨ Compliments sy attention 👑 Confiance sy standards

Ireto ny tenin'izy ireo mihitsy ↓

Taloha za tsy matoky tena mintsy sady complexe amin'ny vatako sy ny fiainana. Fa izao za lasa niova, tiako ny vatako sady manaiky ny maha-izao ahy.

Taloha koa za nijaly ara-pitiavana, fa izao milamina, afaka relation toxique. Lasa misy chance za amin'ny fiainana, surtout amin'ny fitadiavana vola.

Capture WhatsApp : avant elle n'avait pas confiance en elle, aujourd'hui elle aime son corps
Rehefa namaky ilay boky Feminine Secret izaho dia tena niverina ny confiance en soi-ko. Ary tena fière am-tenako mihitsy izaho hoe ananako ny pouvoir izay tsy fantatro hatrizay.

Nanampy be ahy nanova ny identité-ko, surtout nahaizako nisintona izay zavatra tadiaviko : vola, fitiavana, relation sns. Tena confirmé ilay hoe : tu n'attires pas ce que tu veux… tu attires ce que tu es.

Capture WhatsApp : sa confiance en elle est revenue après Feminine Secret

Expérience personnelle ny an'ny tsirairay ary mety tsy hitovy ny résultats.

Te hahafantatra Feminine Secret aho →

Aide au choix

Iza amin'izy roa no safidianao ?

Voie 1

Safidio Miracle mon Ami raha…

Te hampidina ny stress-nao ianao, hianatra cohérence cardiaque ary hamorona état intérieur mifanaraka kokoa amin'izay tianao hi-manifester.

Miracle mon Ami · 100 000 Ar
Voie 2

Safidio Feminine Secret raha…

Te hanova ny identité-nao ianao, hanasitrana ny fonao, hampivelatra ny énergie féminine-nao ary hampiakatra ny magnétisme-nao.

Feminine Secret · 127 000 Ar

Te hanao an'izy roa ?

Atombohy amin'ny fandanjalanjana ny monde intérieur-nao miaraka amin'ny Miracle mon Ami, avy eo tohizo lalindalina kokoa ny transformation sy ny magnétisme-nao miaraka amin'ny Feminine Secret.

Tiako izy roa · 227 000 Ar

À propos

Iza i Charlies Gabriella ?

Portrait de Charlies Gabriella

Tsy te hampianatra anao manifestation fotsiny aho. Te hampianatra anao ho lasa ilay vehivavy mahay mandray aho.

Izaho dia Charlies Gabriella, coach en manifestation sy énergie féminine. Nandritra izay volana maro izay dia vehivavy malagasy maro no nampianariko hanova ny monde intérieur-ny, ny identité-ny ary ny relation-ny amin'ny tenany.

Tsy concepts ampianariko fotsiny ireo méthodes ireo. Pratiques tena ampiharin'ireo clientes sy lectrices-ko amin'ny fiainany izy ireo. Ary ny messages-n'izy ireo no porofo.

Paiement

Ahoana no hividianana azy ?

Tsy manana carte bancaire ? Tsy maninona.

1

Safidio izay tianao

Miracle mon Ami · Feminine Secret · na izy roa miaraka.

2

Safidio ny fomba handoavanao vola

MVola na Orange Money.

3

Raiso ny programme-nao

Rehefa voamarina ny paiement-nao dia ho azonao ny instructions ahafahanao mahazo ny zavatra novidinao.

Mbola tsy nividy zavatra tamin'ny internet mihitsy ianao na tsy hainao ny manao azy ? Tsy maninona.

Mila fanampiana amin'ny WhatsApp

FAQ

Fanontaniana matetika

Ahoana no handraisako ny programme-ko ?

Rehefa voamarina ny paiement-nao dia handefasana ny lien sy ny instructions ianao amin'ny numéro na email nomenao.

Tsy manana carte bancaire aho, ahoana ?

Afaka mandoa amin'ny MVola na Orange Money ianao. Tsy mila carte bancaire mihitsy.

Ahoana no fandoavana amin'ny MVola ?

Tsindrio « Handoa amin'ny MVola ». Aseho anao ny montant marina, ny numéro ary ny anaran'ny bénéficiaire. Rehefa vita ny transfert dia alefaso ny capture.

Rahoviana aho no hahazo ny programme-ko ?

Rehefa voamarina ny paiement — matetika latsaky ny 24 ora.

Azoko atao ve ny mamaky azy amin'ny téléphone ?

Eny. Ebook izy ary azo vakiana amin'ny finday rehetra.

Iza no tokony hosafidiako ?

Jereo ny section « Iza amin'izy roa no safidianao ? » etsy ambony — misy comparaison tsotra ao.

Zavatra iray farany…

Afaka manohy miandry zavatra hiova ianao. Na afaka manomboka manova izay mitranga ao anatinao.

Voie 1

Miracle mon Ami

Régulation · Cohérence cardiaque · Manifestation

Hanomboka aho →
Voie 2

Feminine Secret

Identité · Guérison · Féminité · Magnétisme

Activer-ko ny magnétisme-ko →
Les deux

L'expérience complète

Miracle mon Ami + Feminine Secret

Tiako izy roa →