Dingana 1 amin'ny 3
Safidio izay tianao
Tsindrio ilay programme tianao hovidina.
Safidio ny fomba handoavanao
Tsy mila carte bancaire ianao.
Alefaso ny vola
Tazomy ny capture (photo) ny SMS fanamarinana. Ilaina izy io mba hanamarinana ny paiement-nao.
✓
Dingana farany
Alefaso aminay ny capture ny paiement-nao amin'ny WhatsApp. Rehefa voamarina dia handefasana ny programme-nao ianao.
Mba ho haingana ny fanamarinana :
Tsy voatery, fa manampy anay hahita haingana ny paiement-nao.
Rehefa misokatra ny WhatsApp : ampiaraho ny capture ny SMS fanamarinana amin'ny hafatra, avy eo alefaso.
Olana amin'ny fandoavana? Antsoy izahay amin'ny WhatsApp.
Charlies Gabriella — Manifestation & énergie féminine